Fiangonana Batista Biblika Ankadivato > Articles de : FBBA ADMIN
Author Archive: FBBA ADMIN
FBBA ADMIN
01/07/2022
Andro soa ny 26 may 2022 teo satria niara-nahatsiarovanay ny niakaran’ny Tomponay tany an-danitra 40 andro taorian’ny nitsanganany tamin’ny maty, rehefa avy nampianatra sy namela misiona ho an’ny mpianatra Izy. Andro soa koa anefa satria andro niarahanay nitsangatsangana teny amin’ny…
Read more
FBBA ADMIN
18/10/2021
Haleloia. Hidera an’i Jehovah amin’ny foko rehetra aho,Eo amin’ny fivorian’ny marina sy ny fiangonan-dehibe.Lehibe ny asan’i Jehovah, Ka dinihin’izay rehetra mankasitraka azy.Madera sady malaza ny asany; Ary ny fahamarinany maharitra mandrakizay.Manao izay hahatsiarovana ny fahagagana ataony Izy; Miantra sy mamindra…
Read more
FBBA ADMIN
21/07/2020
Hatry ny fony fahakeliko no efa nahatsiarovako fa teo ambanin’ny masoko mandrakariva ireo andinin-tSoratra Masina roa ireo, isaky ny miditra ao an-tranom-piangonana ao Ankadivato aho. Ary raha misy angamba andininy ao amin’ny Baiboly izay hain’ny mpiangona rehetra tsianjery, eny hatramin’ireo…
Read more
FBBA ADMIN
01/04/2020
Manoloana ny tsimokaretina SARS-CoV-2 izay mikasika firenena maherin’ny 190 dia izao ny zavatra azo antoka: voatery nanisy fanitsiana ny fomba fiaina andavanandro isika ary tsy hitovy amin’ny teo aloha intsony, farafahakeliny ho an’ny taranaka ankehitriny. Toa mampanahy ihany ny misaina…
Read more
FBBA ADMIN
02/07/2019
Daty manan-tantara ho an’i Malagasy ny Alahady 30 Jiona 2019, raha toa ka nandresy ny ekipa kalazan’i Nizeria tamin’ny isa 2-0 ny Barea, dia ny ekipam-pirenena malagasy, hany ka tafakatra tamin’ny ampahavalon-dalana ao anatin’ny fiodinana famaranana ny Fifaninana izay ho…
Read more
FBBA ADMIN
04/03/2019
Tapany faharoa amin’ny torolalana mikasika ny fanokanana fotoana manokana ho an’Andriamanitra isan’andro. Azonao jerena ato ny tapany voalohany. Fotoam-pandinihana Baiboly isa-maraina Mifoha: 5:30Fotoana: isan’andro, 5:40-6:15Toerana: ohatra: ny latabatra fisakafoana 5:40-5:45 – Vavaka fifonana, fiderana ary fisaorana • Mankanesa eo anatrehan’ny Rainao amin’ny…
Read more
FBBA ADMIN
15/02/2019
Ary Jesosy namaly hoe: ny voalohany dia izao: Mihainoa, ry Isiraely: Jehovah Andriamanitsika dia Jehovah iray ihany; koa tiava an’i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra sy ny sainao rehetra ary ny herinao rehetra Marka 12:29-30 Raha tena…
Read more
FBBA ADMIN
31/01/2019
Tandremo ny tenanareo sy ny ondry rehetra izay nanaovan’ny Fanahy Masina anareo ho mpitandrina, hiandrasanareo ny fiangonan’Andriamanitra, izay novidiny tamin’ny rany Ny Baiboly, Asa 20:28 Alahady 27 Janoary. Tamin-kafaliana lehibe no nandraisan’ny fiangonana ara-pomba ofisialy an’Andriamatoa isany : Tiana Rajaona,…
Read more
FBBA ADMIN
29/11/2018
Ary tsy misy famonjena amin’ny hafa, fa tsy misy anarana hafa ambanin’ny lanitra nomena ny olona izay hahazoantsika famonjena Ny Baiboly, Asa 4:12 Io andinin-tsoratra masina io no teny filamatra ho entintsika mankalaza ny Tompo amin’ity Krismasy 2018 ity. Ny…
Read more