Latest Posts

Andro soa …

Andro soa ny 26 may 2022 teo satria niara-nahatsiarovanay ny niakaran’ny Tomponay tany an-danitra 40 andro taorian’ny nitsanganany tamin’ny maty, rehefa avy nampianatra sy namela misiona ho an’ny mpianatra Izy. Andro soa koa anefa satria andro niarahanay nitsangatsangana teny amin’ny…
Read more

Manokana fotoana ho an’Andriamanitra (2)

Tapany faharoa amin’ny torolalana mikasika ny fanokanana fotoana manokana ho an’Andriamanitra isan’andro. Azonao jerena ato ny tapany voalohany. Fotoam-pandinihana Baiboly isa-maraina Mifoha: 5:30Fotoana: isan’andro, 5:40-6:15Toerana: ohatra: ny latabatra fisakafoana 5:40-5:45 – Vavaka fifonana, fiderana ary fisaorana • Mankanesa eo anatrehan’ny Rainao amin’ny…
Read more